1 Samuel 17:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ilay Filistina: Mihantsy ny miaramilan’ny Israely aho izao anio izao! Omeo lehilahy iray aho hiady amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nanohy ihany io Filistinina io nanao hoe: «Lasa izay ny fihaikako ny miaramilan’i Israely anio, ka amoahy lehilahy anankiray aho dia hikatroka izahay!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy aho hoe: Efa nihaika anareo miaramila israelita aho androany; ka omeo lehilahy iray aho mba hiady amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay Filistina: Izaho efa nihaika ny miaramilan'ny Isiraely androany; amoahy lehilahy iray aho hiady amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ilay Filistina: Mihantsy ny miaramilan’ny Israely aho izao anio izao! Omeo lehilahy iray aho hiady amiko.
malagasy
Ary hoy ilay Filistina: Izaho efa nihaika ny miaramilan'ny Isiraely androany; amoahy lehilahy iray aho hiady amiko.