1 Samuel 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Saoly sy ny Israely rehetra izany tenin’ilay Filistina izany dia kivy izy ireo sady raiki-tahotra tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivadi-po sy raiki-tahotra mafy i Saola sy i Israely rehetra, nony nandre izany tenin’ilay Filistinina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandre izany tenin’ilay Filistinina izany i Saoly sy ny miaramilany rehetra, dia nivadi-po sy natahotra mafy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ren'i Saoly sy ny Isiraely rehetra izany tenin'ilay Filistina izany, dia nivadi-po izy ka raikitahotra loatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Saoly sy ny Israely rehetra izany tenin’ilay Filistina izany dia kivy izy ireo sady raiki-tahotra tokoa.
malagasy
Ary raha ren'i Saoly sy ny Isiraely rehetra izany tenin'ilay Filistina izany, dia nivadi-po izy ka raikitahotra loatra.