1 Samuel 17:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Davida kosa no faralahy. Lasa nanaraka an’i Saoly izy telo lahy zokiny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Davida no faralahy. Izy telo lahy zokiny nanaraka an’i Saola,
Malagasy Bible 1865
ary Davida no faralahy; ary izy telo lahy zokiny lasa nanaraka an'i Saoly;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Davida kosa no faralahy. Lasa nanaraka an’i Saoly izy telo lahy zokiny
malagasy
ary Davida no faralahy; ary izy telo lahy zokiny lasa nanaraka an'i Saoly;