1 Samuel 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Davida kosa dia nivezivezy tany amin’i Saoly sady niverina mba hiandry ny ondrin’ny rainy tany Betlehema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Davida kosa dia nivoivoy avy tany amin’i Saola hiandry ny ondrin-drainy any Betlehema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia lasa nanompo an’i Saoly ary niverina tsindraindray mikarakara ny ondrin-drainy, tany Betlehema.
Malagasy Bible 1865
fa Davida kosa nivoivoy avy tany amin'i Saoly hiandry ny ondrin-drainy tany Betlehema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Davida kosa dia nivezivezy tany amin’i Saoly sady niverina mba hiandry ny ondrin’ny rainy tany Betlehema.
malagasy
fa Davida kosa nivoivoy avy tany amin'i Saoly hiandry ny ondrin-drainy tany Betlehema.