1 Samuel 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona marain-tsy hariva ilay Filistina ka niseho nandritra ny efapolo andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatona marain-tsy hariva ilay Filistinina, ary niseho nandritra ny efapolo andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny efapolo andro, dia niseho teo anatrehan’ny tafik’i Israely marain-tsy hariva i Gôliata ilay Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay Filistina nanatona marain-tsy hariva ka niseho efa-polo andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona marain-tsy hariva ilay Filistina ka niseho nandritra ny efapolo andro.
malagasy
Ary ilay Filistina nanatona marain-tsy hariva ka niseho efa-polo andro.