1 Samuel 17:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Saoly sy izy telo lahy mbamin’ny lehilahy rehetra amin’ny Israely moa dia teo amin’ny lohasaha Elaha, niady tamin’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao amin’ny lohasahan’ny terebinta i Saola sy izy telo lahy ary ny lehilahy rehetra amin’i Israely miady amin’ny Filistinina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny hahitanao azy telo mirahalahy dia miaraka amin’i Saoly sy ny miaramila israelita rehetra, eo amin’ny lohasaha Elà sady miady amin’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly sy izy telo lahy mbamin'ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely dia teo amin'ny lohasaha Elaha niady tamin'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Saoly sy izy telo lahy mbamin’ny lehilahy rehetra amin’ny Israely moa dia teo amin’ny lohasaha Elaha, niady tamin’ny Filistina.
malagasy
Ary Saoly sy izy telo lahy mbamin'ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely dia teo amin'ny lohasaha Elaha niady tamin'ny Filistina.