1 Samuel 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tafavory koa i Saoly sy ny lehilahin’ny Israely ka nitoby teo amin’ny lohasaha Elaha ary nilahatra hiady amin’ny Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivory koa i Saola sy ny lehilahy amin’i Israely ka niorin-dasy tao amin’ny lohasahan’ny Terebinta, ary nilahatra tandrifin’ny Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Saoly sy ny miaramilan’i Israely koa dia tafangona ary nitoby tao amin’ny lohasaha Elà, efa vonona hiatrika ady amin’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly sy ny lehilahy amin'ny Isiraely dia tafavory ka nitoby teo amin'ny lohasaha Elaha ary nilahatra hiady amin'ny Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tafavory koa i Saoly sy ny lehilahin’ny Israely ka nitoby teo amin’ny lohasaha Elaha ary nilahatra hiady amin’ny Filistina.
malagasy
Ary Saoly sy ny lehilahy amin'ny Isiraely dia tafavory ka nitoby teo amin'ny lohasaha Elaha ary nilahatra hiady amin'ny Filistina.