1 Samuel 17:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niresaka taminy izy dia indro, tamy niakatra avy teo amin’ny laharan’ny miaramilan’ny Filistina ilay mpihantsy ady, Goliata no anarany; lehilahy filistina avy any Gata izy. Niteny tahaka ny teo aloha ihany izy ka ren’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niresaka amin’ireo rahalahiny eo i Davida, no inty ilay mpiady, Gôliata no anarany, ilay Filistinina avy any Geta nitsoaka avy eo amin’ny laharan’ny Filistinina, sy niteny tahaka ny teo aloha ihany ary ren’i Davida izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niresaka tamin’ny rahalahiny teo i Davida, dia indro i Gôliata, ilay Filistinina avy any Gata, fa nandroso teo anoloan’ny tafiny sady namerina ny fihantsiany mahazatra azy. Ary ren’i Davida izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niresaka taminy izy, indro, tamy niakatra avy teo amin'ny laharan'ny miaramilan'ny Filistina ilay mpihantsy ady, lehilahy Filistina avy any Gata, Goliata no anarany; ary niteny tahaka ny teo aloha ihany izy ka ren'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niresaka taminy izy dia indro, tamy niakatra avy teo amin’ny laharan’ny miaramilan’ny Filistina ilay mpihantsy ady, Goliata no anarany; lehilahy filistina avy any Gata izy. Niteny tahaka ny teo aloha ihany izy ka ren’i Davida.
malagasy