1 Samuel 17:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra io lehilahy io ny lehilahy rehetra teo amin’ny Israely rehefa nahita azy, satria natahotra loatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mahita io lehilahy io i Israely rehetra, dia mihataka teo anatrehany, raiki-tahotra mafy loatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nahita an’i Gôliata anefa ny Israelita rehetra, dia mihemotra satria matahotra mafy izy ireo;
Malagasy Bible 1865
ary ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely, raha nahita io lehilahy io, dia nandositra azy, fa natahotra indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra io lehilahy io ny lehilahy rehetra teo amin’ny Israely rehefa nahita azy, satria natahotra loatra.
malagasy
ary ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely, raha nahita io lehilahy io, dia nandositra azy, fa natahotra indrindra izy.