1 Samuel 17:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida tamin’ny olona teo anilany: Ahoana sy ahoana ange no hatao amin’izay lehilahy mahafaty io Filistina io ka mahafa-tondro-maso ny Israely? Fa zinona moa io Filistina tsy mifora io no mba hihantsy ny miaramilan’Andriamanitra velona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida tamin’ireo olona teo anilany: «Ahoana sy ahoana avy ange no hatao amin’izay mahafaty io Filistinina io, ka mahafa-tondromaso an’i Israely? Zinona izay Filistinina; ilay tsy mifora io no dia hanala baraka ny tafiky ny Andriamanitra velona!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Davida tamin’ny miaramila iray teo akaikiny: –Hatao ahoana tsara hoe izay maharesy io Filistinina io ka mahafaka an’i Israely amin’izao fahafaham-baràkany izao? Fa iza moa io Filistinina mpanompo sampy io no sahy mihantsy ny tafik’ilay Andriamanitra velona?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'ny olona teo anilany: Ahoana sy ahoana ange no hatao amin'izay lehilahy mahafaty io Filistina io ka mahafa-tondromaso ny Isiraely? Fa zinona moa io Filistina tsy mifora io, no dia hihaika ny miaramilan'Andriamanitra velona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida tamin’ny olona teo anilany: Ahoana sy ahoana ange no hatao amin’izay lehilahy mahafaty io Filistina io ka mahafa-tondro-maso ny Israely? Fa zinona moa io Filistina tsy mifora io no mba hihantsy ny miaramilan’Andriamanitra velona?
malagasy