1 Samuel 17:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’ny olona taminy fa araka izay voalaza no hatao amin’izay lehilahy mahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naverin’ny olona taminy ilay teny teo nataony hoe: «Izany sy izany no hatao amin’izay mahafaty an’io».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naverin’ny olona tamin’i Davida indray fa izany sy izany no hataon’ny mpanjaka amin’izay maharesy an’i Gôliata.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona namaly hoe: Izany ka izany no hatao amin'izay lehilahy mahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’ny olona taminy fa araka izay voalaza no hatao amin’izay lehilahy mahafaty azy.
malagasy
Ary ny olona namaly hoe: Izany ka izany no hatao amin'izay lehilahy mahafaty azy.