1 Samuel 17:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida: Fa inona moa izao no nataoko afa-tsy ny niresaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny navalin’i Davida: «Fa naninona re aho izao e? Moa tsy teny tsotra izao no nataoko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida hoe: –Fa inona izao no nataoko? Moa tsy mahazo manontany ve aho?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida: Moa maninona aho izao? Mba miteny aho, ka nahoana moa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida: Fa inona moa izao no nataoko afa-tsy ny niresaka?
malagasy
Ary hoy Davida: Moa maninona aho izao? Mba miteny aho, ka nahoana moa?