1 Samuel 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ampita teo amin’ny tendrombohitra iray ny Filistina, ary ny Israely kosa dia teo ampita teo amin’ny tendrombohitra iray, koa ny lohasaha no nanelanelana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Filistinina moa teo am-pita amin’ny tendrombohitra iray, ary i Israely kosa teo am-pita amin’ny tendrombohitra iray, ka ny lohasaha no nanelanelana azy roa tonta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nitana tendrombohitra nifanao andaniny sy ankilany avy ny Filistinina sy ny Israelita, ka ny lohasaha no nampisaraka azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Filistina dia teo am-pita teo amin'ny tendrombohitra iray, ary ny Isiraely kosa teo am-pita teo amin'ny tendrombohitra iray, ary lohasaha no elanelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ampita teo amin’ny tendrombohitra iray ny Filistina, ary ny Israely kosa dia teo ampita teo amin’ny tendrombohitra iray, koa ny lohasaha no nanelanelana azy.
malagasy
Ary ny Filistina dia teo am-pita teo amin'ny tendrombohitra iray, ary ny Isiraely kosa teo am-pita teo amin'ny tendrombohitra iray, ary lohasaha no elanelany.