1 Samuel 17:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo aminy hankany amin’ny sasany koa izy ka niteny tahaka ny teo; ary namaly azy tahaka ny teo aloha ihany ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay dia niala teo aminy izy, ka ny hafa indray no nitenenany ireo teny teo ihany, ary novalian’ny olona toy ny teo ihany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navelany teo ny zokiny, fa lasa izy nanontany miaramila hafa indray, ary nitovy hatrany ny valin-teny azony.
Malagasy Bible 1865
Ary niala teo aminy hankany amin'ny sasany koa izy ka niteny tahaka ny teo; ary ny olona namaly azy tahaka ny teo ihany indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo aminy hankany amin’ny sasany koa izy ka niteny tahaka ny teo; ary namaly azy tahaka ny teo aloha ihany ny olona.
malagasy
Ary niala teo aminy hankany amin'ny sasany koa izy ka niteny tahaka ny teo; ary ny olona namaly azy tahaka ny teo ihany indray.