1 Samuel 17:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny olona ny teny izay nataon’i Davida dia nambarany tamin’i Saoly ka nampiantso azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre ny teny nolazain’i Davida ny olona, dia nambarany tamin’i Saola izany, ka nampanalaina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’ny olona fa voasarik’izany toe-javatra izany i Davida, dia nambarany tamin’i Saoly izay nampiantso azy avy hatrany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny olona ny teny izay nataon'i Davida, dia nambarany tamin'i Saoly; ka dia naniraka naka azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny olona ny teny izay nataon’i Davida dia nambarany tamin’i Saoly ka nampiantso azy izy.
malagasy
Ary nony ren'ny olona ny teny izay nataon'i Davida, dia nambarany tamin'i Saoly; ka dia naniraka naka azy izy.