1 Samuel 17:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida tamin’i Saoly: Aoka tsy ho ketraka amin’Ilehio ny fon’ny olona; fa ny mpanomponao dia handeha hiady amin’io Filistina io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no nolazain’i Davida tamin’i Saola: «Aza misy mamoy fo ny olona fa handeha hiady amin’io Filistinina io ny mpanomponao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Davida tamin’i Saoly: –Tompokolahy, aoka tsy hisy ho ketraka noho ny io Filistinina io ny olona, fa ny tenako mihitsy no handeha hiady aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Saoly: Aoka tsy ho ketraka amin'ilehio ny fon'ny olona; fa ny mpanomponao handeha hiady amin'io Filistina io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida tamin’i Saoly: Aoka tsy ho ketraka amin’Ilehio ny fon’ny olona; fa ny mpanomponao dia handeha hiady amin’io Filistina io.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Saoly: Aoka tsy ho ketraka amin'ilehio ny fon'ny olona; fa ny mpanomponao handeha hiady amin'io Filistina io.