1 Samuel 17:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida tamin’i Saoly: Ny mpanomponao dia niandry ny ondrin’ny rainy ary nisy liona sy bera tonga tao ka naka zanak’ondry teo amin’ny andian’ondry;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Saola: «Raha niandry ny ondrin-drainy tany an-tsaha ny mpanomponao, ka nisy liona na orsa tonga naka iray tamin’ny andian’ondry,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Davida hoe: –Tompokolahy, raha miandry ny ondrin-draiko aho, ka nisy liona na bera tonga maka amin’ireo,
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Davida tamin'i Saoly: Ny mpanomponao niandry ny ondrin-drainy, ary nisy liona sy bera tonga tao ka nahalasa zanak'ondry teo amin'ny ondry,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida tamin’i Saoly: Ny mpanomponao dia niandry ny ondrin’ny rainy ary nisy liona sy bera tonga tao ka naka zanak’ondry teo amin’ny andian’ondry;
malagasy
Fa hoy Davida tamin'i Saoly: Ny mpanomponao niandry ny ondrin-drainy, ary nisy liona sy bera tonga tao ka nahalasa zanak'ondry teo amin'ny ondry,