1 Samuel 17:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanenjika azy aho ka namely azy ary azoko teny am-bavany ilay zanak’ondry; nony handramatra ahy izy dia nohazoniko tamin’ny somony ary nasiako ka matiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia rafitra nanenjika azy aho sy nikapoka azy ka naka ny ondry teny am-bavany, ary raha nitsangana hamely ahy izy, nohazoniko amin’ny valanoranony, nokapohiko dia novonoiko ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanenjika azy aho ka mikapoka azy ary manaisotra ny haza mby am-bavany; ary raha miantsambotra amiko izy, tonga dia raisiko amin’ny vavany, dia vonoiko ho faty.
Malagasy Bible 1865
dia nanenjika azy aho ka namely azy, ary azoko teny am-bavany ilay zanak'ondry; ary nony handramatra ahy izy, dia nohazoniko tamin'ny somony, ary nasiako ka matiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanenjika azy aho ka namely azy ary azoko teny am-bavany ilay zanak’ondry; nony handramatra ahy izy dia nohazoniko tamin’ny somony ary nasiako ka matiko.
malagasy
dia nanenjika azy aho ka namely azy, ary azoko teny am-bavany ilay zanak'ondry; ary nony handramatra ahy izy, dia nohazoniko tamin'ny somony, ary nasiako ka matiko.