1 Samuel 17:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiakanjo an’i Davida ny akanjo fiadiany i Saoly ka nanisy fiarovan-doha varahina tamin’ny lohany sy nampiakanjo azy akanjo fiarovan-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampiakanjoin’i Saola an’i Davida ny akanjony, nasatrony ny lohany ny satroka valala mihoatra, nasalony azy ny fiarovan-tratra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Saoly hanaovan’i Davida ny fitafiany fentiny miady dia ny satroka varahina aro loha izay napetrany teo an-dohan’i Davida, ary akanjo varahina aro tena.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nampiakanjo an'i Davida ny akanjo fiadiany ary nanisy fiarovan-doha varahina tamin'ny lohany sy nampiakanjo azy akanjo fiarovan-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiakanjo an’i Davida ny akanjo fiadiany i Saoly ka nanisy fiarovan-doha varahina tamin’ny lohany sy nampiakanjo azy akanjo fiarovan-tratra.
malagasy
Ary Saoly nampiakanjo an'i Davida ny akanjo fiadiany ary nanisy fiarovan-doha varahina tamin'ny lohany sy nampiakanjo azy akanjo fiarovan-tratra.[Vy na varahina nifanindritsindry lany tahaka ny kiran'ny hazan-drano]