1 Samuel 17:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandroso nanatona an’i Davida ilay Filistina sady teo alohany ilay lehilahy mitondra ny ampinga lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatona an’i Davida tsikelikely ity Filistinina, nialohàn’ny lehilahy nitondra ny ampingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Gôliata etsy andaniny, ialohavan’ilay mpitondra ny ampingany, sady manatona tsikelikely an’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay Filistina nandroso nanatona an'i Davida, sady teo alohany ilay lehilahy mitondra ny ampinga lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandroso nanatona an’i Davida ilay Filistina sady teo alohany ilay lehilahy mitondra ny ampinga lehibe.
malagasy
Ary ilay Filistina nandroso nanatona an'i Davida, sady teo alohany ilay lehilahy mitondra ny ampinga lehibe.