1 Samuel 17:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nijerijery an’i Davida ilay Filistina ka nahita azy dia nianjonanjona taminy, satria tanora izy, sady mena volo no tsara tarehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijery ilay Filistinina ka nahita an’i Davida, ary naneso azy, fa tanora kely, mena volo ary tsara tarehy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandinika an’i Davida ilay Filistinina ka naneso azy, satria hitany fa mbola tanora izy no mazava endrika ary tsara tarehy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nijerijery an'i Davida ilay Filistina ka nahita azy, dia nianjonanjona taminy, fa tanora izy sady mena volo no tsara tarehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nijerijery an’i Davida ilay Filistina ka nahita azy dia nianjonanjona taminy, satria tanora izy, sady mena volo no tsara tarehy.
malagasy
Ary nony nijerijery an'i Davida ilay Filistina ka nahita azy, dia nianjonanjona taminy, fa tanora izy sady mena volo no tsara tarehy.[Na: tendron-tava]