1 Samuel 17:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ilay Filistina tamin’i Davida: Alika angaha aho no hatonin’Ialahy amin’ny tehina? Ary nanozona an’i Davida tamin’ireo andriamaniny ilay Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: «Fa izaho angaha alika, no tehina no hankanesan’ialahy atỳ amiko?» Dia nanozona an’i Davida amin’ireo andriamaniny ilay Filistinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Gôliata tamin’i Davida: –Alika angaha aho no hatonin’ialahy amin’ny tehina? Ho voaozona anie ialahy amin’ny alalan’ireo andriamanitray!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay Filistina tamin'i Davida: Alika angaha aho, no hatonin'ialahy amin'ny tehina? Ary nanozona an'i Davida tamin'ireo andriamaniny ilay Filistina
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ilay Filistina tamin’i Davida: Alika angaha aho no hatonin’Ialahy amin’ny tehina? Ary nanozona an’i Davida tamin’ireo andriamaniny ilay Filistina.
malagasy
Ary hoy ilay Filistina tamin'i Davida: Alika angaha aho, no hatonin'ialahy amin'ny tehina? Ary nanozona an'i Davida tamin'ireo andriamaniny ilay Filistina