1 Samuel 17:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ilay Filistina tamin’i Davida: Manatòna ahy fa homeko ny voromanidina sy ny bibidia ny nofon’Ialahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ilay Filistinina tamin’i Davida hoe: «Mankanesa etỳ amiko ange ialahy, raha tsy omeko ny voromanidina sy ny biby any an-tsaha ny nofon’ialahy e!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avia atỳ, fa homeko ny voro-manidina sy ny bibidia ny nofon’ialahy.
Malagasy Bible 1865
sady nanao tamin'i Davida hoe: Avia etỳ amiko, dia homeko ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny nofon'ialahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ilay Filistina tamin’i Davida: Manatòna ahy fa homeko ny voromanidina sy ny bibidia ny nofon’Ialahy.
malagasy
sady nanao tamin'i Davida hoe: Avia etỳ amiko, dia homeko ny voro-manidina sy ny bibi-dia ny nofon'ialahy.