1 Samuel 17:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho fantatr’izao fiangonana rehetra izao fa tsy amin’ny sabatra na amin’ny lefona no amonjen’NY TOMPO; fa an’NY TOMPO ny ady ka hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ho fantatr’izao vahoaka rehetra izao fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Iaveh, fa Azy ny ady, ka efa natolony eo an-tananay ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho fantatry ny Fiangonan’i Israely tsivakivolo koa fa tsy mba mila sabatra na lefona ny TOMPO hanomezam-pandresena. An’ny TOMPO ny ady, koa dia hatolony ho eo an-tananay ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho fantatr’izao fiangonana rehetra izao fa tsy amin’ny sabatra na amin’ny lefona no amonjen’NY TOMPO; fa an’NY TOMPO ny ady ka hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy.
malagasy
Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy.