1 Samuel 17:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niainga ilay Filistina ka nanatona hitsena an’i Davida dia nandroso haingana i Davida ka nihazakazaka ho eo amin’ny laharan’ny miaramila mba hitsena ilay Filistina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana ilay Filistinina dia niainga nandroso hitsena an’i Davida, dia nohazakazahin’i Davida nohatonina teo amin’ny laharan’ny miaramila kosa izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nanomboka nihetsika hanatona an’i Davida ilay Filistinina, dia nihazakazaka mafy i Davida hitsena azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niainga ilay Filistina ka nanatona hitsena an'i Davida, dia nandroso faingana Davida ka nihazakazaka ho eo amin'ny laharan'ny miaramila hitsena ilay Filistina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niainga ilay Filistina ka nanatona hitsena an’i Davida dia nandroso haingana i Davida ka nihazakazaka ho eo amin’ny laharan’ny miaramila mba hitsena ilay Filistina.
malagasy
Ary nony niainga ilay Filistina ka nanatona hitsena an'i Davida, dia nandroso faingana Davida ka nihazakazaka ho eo amin'ny laharan'ny miaramila hitsena ilay Filistina.