1 Samuel 17:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niverina avy nanenjika ny Filistina ny Zanak’Israely dia nambabo ny tobiny koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy nanenjika ny Filistinina ny zanak’i Israely dia namabo ny tobiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navelan’ny Israelita ny fanenjehana ny Filistinina fa lasa izy ireo namabo ny tobiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely niverina avy nanenjika mafy ny Filistina ka namabo ny tobiny koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niverina avy nanenjika ny Filistina ny Zanak’Israely dia nambabo ny tobiny koa.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely niverina avy nanenjika mafy ny Filistina ka namabo ny tobiny koa.