1 Samuel 17:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’i Davida ny lohan’ilay Filistina ka noentiny tany Jerosalema; fa ny fiadiany kosa dia napetrany tao an-dainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny lohan’ilay Filistinina nalain’i Davida sy nampitondrainy any Jerosalema, ary ny fiadiany napetrany tao an-dainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Davida ny lohan’i Gôliata mba hoentiny any Jerosalema, fa ny fiadian’ilay rapeto kosa notahiriziny tao an-dainy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ilay Filistina dia noraisin'i Davida ka nentiny tany Jerosalema; fa ny fiadiany napetrany tao amin'ny lainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’i Davida ny lohan’ilay Filistina ka noentiny tany Jerosalema; fa ny fiadiany kosa dia napetrany tao an-dainy.
malagasy
Ary ny lohan'ilay Filistina dia noraisin'i Davida ka nentiny tany Jerosalema; fa ny fiadiany napetrany tao amin'ny lainy.