1 Samuel 17:56 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka: Anontanionao hoe zanak’iza marina iny zatovo iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpanjaka: «Anontanio kely àry na zanak’iza na zanak’iza iny zazalahy iny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka taminy: –Ataovy àry izay mety hahafantaranao ny mombamomba azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Anontanionao na zanak'iza na zanak'iza iny zaza iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka: Anontanionao hoe zanak’iza marina iny zatovo iny.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka: Anontanionao na zanak'iza na zanak'iza iny zaza iny.