1 Samuel 17:58 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saoly taminy: Zanak’iza moa ianao, ry zatovo? Hoy i Davida: Zanak’i Jese, betlehemita mpanomponao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Saola taminy: «Zanak’iza moa ianao, ry zatovo?» Ary hoy i Davida namaly hoe: «zanak’i Isaï mpanomponao any Betlehema.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly nanontany azy: –Zanak’iza moa ianao, anaka? Ka novalian’i Davida hoe: –Zanak’i Jisay mpanomponao avy any Betlehema aho, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Saoly taminy: Zanak'iza moa ianao, ry zatovo? Ary hoy Davida: Zanak'i Jese Betlehemita mpanomponao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saoly taminy: Zanak’iza moa ianao, ry zatovo? Hoy i Davida: Zanak’i Jese, betlehemita mpanomponao aho.
malagasy
Dia hoy Saoly taminy: Zanak'iza moa ianao, ry zatovo? Ary hoy Davida: Zanak'i Jese Betlehemita mpanomponao aho.