1 Samuel 17:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao fiarovan-dranjo varahina tamin’ny tongony koa izy ary nilanja lefom-pohy varahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kiraro varahina no teo an-tongony, lefom-pohy varahina no tao anelanelan’ny sorony;
Malagasy Bible 1865
Ary nanao fiarovan-dranjo varahina tamin'ny tongony izy ary lefom-pohy varahina teo an-damosiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao fiarovan-dranjo varahina tamin’ny tongony koa izy ary nilanja lefom-pohy varahina.
malagasy
Ary nanao fiarovan-dranjo varahina tamin'ny tongony izy ary lefom-pohy varahina teo an-damosiny.