1 Samuel 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra niteny tamin’i Saoly izy dia niraiki-po tamin’i Davida i Jonatana. Tia azy tahaka ny tenany mihitsy i Jonatana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra niteny tamin’i Saola i Davida, dia raiki-pitia tamin’ny fanahin’i Davida ny fanahin’i Jônatasy, ka tia azy toy ny ainy i Jônatasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vita ny resak’i Saoly sy i Davida, dia voasinton’i Davida ny fon’i Jônatàna, fa tiany tahaka ny itiavany ny tenany i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra niteny tamin'i Saoly izy, dia raiki-pitia tamin'i Davida ny fanahin'i Jonatana, ka tia azy hoatra ny tenany mihitsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra niteny tamin’i Saoly izy dia niraiki-po tamin’i Davida i Jonatana. Tia azy tahaka ny tenany mihitsy i Jonatana.
malagasy
Ary rehefa nitsahatra niteny tamin'i Saoly izy, dia raiki-pitia tamin'i Davida ny fanahin'i Jonatana, ka tia azy hoatra ny tenany mihitsy izy.