1 Samuel 18:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natahotra an’i Davida i Saoly satria NY TOMPO nomba azy, fa i Saoly kosa dia nialany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natahotra an’i Davida i Saola, satria nomba azy i Iaveh, fa i Saola kosa nialany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra an’i Davida i Saoly, satria fantany fa nomba azy ny TOMPO, saingy ny tenany kosa efa nialany.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly natahotra an'i Davida, satria Jehovah nomba azy, fa Saoly kosa efa nialany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natahotra an’i Davida i Saoly satria NY TOMPO nomba azy, fa i Saoly kosa dia nialany.
malagasy
Ary Saoly natahotra an'i Davida, satria Jehovah nomba azy, fa Saoly kosa efa nialany.