1 Samuel 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nesorin’i Saoly tsy ho eo aminy i Davida ary nataony mpifehy arivo ka nitarika ny olona nandroso sy niverina tamin’ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nataon’i Saola lavitra azy izy, ary natsangany ho mpifehy arivo lahy. Ary nivoaka sy niditra teo anatrehan’ny vahoaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no antony nampihatahany an’i Davida tsy ho eo aminy, ka nanaovany azy ho filohan’ny andian-tafika iray. Izy no nitarika ny miaramila niantafika,
Malagasy Bible 1865
Koa dia nesorin'i Saoly tsy ho eo aminy Davida, ary nataony mpifehy arivo, dia nitarika ny olona nivoaka sy niditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nesorin’i Saoly tsy ho eo aminy i Davida ary nataony mpifehy arivo ka nitarika ny olona nandroso sy niverina tamin’ny ady.
malagasy
Koa dia nesorin'i Saoly tsy ho eo aminy Davida, ary nataony mpifehy arivo, dia nitarika ny olona nivoaka sy niditra izy.