1 Samuel 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahomby tamin’izay rehetra nataony i Davida sady NY TOMPO nomba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiseho fahakingana tamin’izay rehetra nataony i Davida ary nomba azy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary fahombiazana hatrany no azon’i Davida tamin’izay rehetra nataony, satria nomba azy ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida dia hita fa hendry tamin'izay rehetra nataony, ary Jehovah nomba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahomby tamin’izay rehetra nataony i Davida sady NY TOMPO nomba azy.
malagasy
Ary Davida dia hita fa hendry tamin'izay rehetra nataony, ary Jehovah nomba azy.