1 Samuel 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Saoly fa mahomby hatrany i Davida dia natahotra azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natahotra azy i Saola nahita ity izy hendry dia hendry;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitombo hatrany kosa ny tahotr’i Saoly, rehefa hitany ireo fahombiazana azon’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Saoly fa hendry dia hendry Davida, dia natahotra azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Saoly fa mahomby hatrany i Davida dia natahotra azy izy.
malagasy
Ary nony hitan'i Saoly fa hendry dia hendry Davida, dia natahotra azy izy.