1 Samuel 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Israely sy ny Joda rehetra kosa dia tia an’i Davida satria nitarika azy nandroso sy niverina tamin’ny ady izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Israely sy i Jodà rehetra kosa tia an’i Davida, noho izy nivoaka sy niditra teo anoloan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo an-danin’izany anefa, ny Israelita sy ny Jodeanina dia samy tia an’i Davida avokoa, satria izy no nitarika azy isaka izay niantafika.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Isiraely sy ny Joda rehetra kosa tia an'i Davida, satria nitondra azy nivoaka sy niditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Israely sy ny Joda rehetra kosa dia tia an’i Davida satria nitarika azy nandroso sy niverina tamin’ny ady izy.
malagasy
Fa ny Isiraely sy ny Joda rehetra kosa tia an'i Davida, satria nitondra azy nivoaka sy niditra izy.