1 Samuel 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nony tamin’ny andro tokony ho namoahana an’i Meraba, zanakavavin’i Saoly, ho vadin’i Davida, dia nomena ho vadin’i Adriela meholatita izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony tonga ny fotoana tokony hanomezana an’i Meroba zanakavavin’i Saola, ho an’i Davida, dia nomena ho vadin’i Hadriela, any Molati, indray kosa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tamin’ny fotoana izay tokony hanomezan’i Saoly an’i Meràba ho vadin’i Davida, no nanomezana azy indray ho vadin’i Hadriela avy any Mehôlà.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nony tamin'ny andro tokony ho namoahana an'i Meraba, zanakavavin'i Saoly, ho vadin'i Davida, dia nomena ho vadin'i Adriela Meholatita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nony tamin’ny andro tokony ho namoahana an’i Meraba, zanakavavin’i Saoly, ho vadin’i Davida, dia nomena ho vadin’i Adriela meholatita izy.
malagasy
Kanjo nony tamin'ny andro tokony ho namoahana an'i Meraba, zanakavavin'i Saoly, ho vadin'i Davida, dia nomena ho vadin'i Adriela Meholatita izy.