1 Samuel 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray azy i Saoly tamin’io andro io ka tsy namela azy hody tany an-tranon’ny rainy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Androtr’izay ihany, dia noraisin’i Saola i Davida ka tsy navelany hody any an-tranon-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro io dia notazonin’i Saoly tao aminy i Davida fa tsy navelany nody tany amin-drainy.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nandray azy tamin'izany andro izany ka tsy namela azy hody tany amin'ny tranon-drainy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray azy i Saoly tamin’io andro io ka tsy namela azy hody tany an-tranon’ny rainy intsony.
malagasy
Ary Saoly nandray azy tamin'izany andro izany ka tsy namela azy hody tany amin'ny tranon-drainy intsony.