1 Samuel 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tia an’i Davida kosa anefa i Mikala, zanakavavin’i Saoly; ary nisy nanambara izany tamin’i Saoly ka sitrak’i Saoly izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Mikola zanakavavin’i Saola tia an’i Davida; dia nampandrenesiny an’i Saola izany, ka nankasitrahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Mikàla zanakavavin’i Saoly iray kosa, raiki-pitia tamin’i Davida. Koa rehefa nambara tamin’i Saoly izany zavatra izany, dia nahafaly azy;
Malagasy Bible 1865
Fa Mikala, zanakavavin'i Saoly kosa tia an'i Davida; ary nisy nanambara izany tamin'i Saoly, ka sitrak'i Saoly izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tia an’i Davida kosa anefa i Mikala, zanakavavin’i Saoly; ary nisy nanambara izany tamin’i Saoly ka sitrak’i Saoly izany.
malagasy
Fa Mikala, zanakavavin'i Saoly kosa tia an'i Davida; ary nisy nanambara izany tamin'i Saoly, ka sitrak'i Saoly izany.