1 Samuel 18:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandidy ny mpanompony i Saoly hoe: Miresaha mangingina amin’i Davida ka lazao hoe: Indro, ankasitrahan’ny mpanjaka ianao ary ny mpanompony rehetra koa dia tia anao; koa maneke ihany ho vinanton’ny mpanjaka ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nomen’i Saola didy ny mpanompony, nataony hoe: «Miresaha mangingina amin’i Davida ataovy hoe: Raiki-pitia anao ny mpanjaka, ary tia anao koa ny mpanompony rehetra, ka aoka ho vinanton’ny mpanjaka ianao amin’izao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Saoly nibaiko ireo minisitra tao aminy mba hiresaka mangina amin’i Davida hoe: «Mankasitraka tsara anao ny mpanjaka ary tia anao koa izahay minisitra. Koa ekeo re ankehitriny ny ho tonga vinanton’ny mpanjaka.»
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nandidy ny mpanompony hoe: Miresaha mangingina amin'i Davida, ka ataovy hoe: Indro, tian'ny mpanjaka ianao, ary ny mpanompony rehetra tia anao; ka dia maneke ihany ho vinanton'ny mpanjaka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandidy ny mpanompony i Saoly hoe: Miresaha mangingina amin’i Davida ka lazao hoe: Indro, ankasitrahan’ny mpanjaka ianao ary ny mpanompony rehetra koa dia tia anao; koa maneke ihany ho vinanton’ny mpanjaka ianao.
malagasy