1 Samuel 18:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nambaran’ny mpanompon’i Saoly tamin’i Davida ireo teny ireo dia sitrak’i Davida ny ho vinanton’ny mpanjaka. Koa na dia tsy mbola tapitra aza ny fetrandro
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’ny mpanompon’i Saola tamin’i Davida izany teny izany, ka nakasitrahin’i Davida izany hoe ho tonga vinanton’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ireo minisitra tany amin’i Davida izany teny izany, ka nankasitrahiny ihany ny ho vinanton’ny mpanjaka. Raha tsy mbola dila akory ny fetra nomen’ny mpanjaka,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nambaran'ny mpanompon'i Saoly tamin'i Davida izany teny izany, dia sitrak'i Davida ny ho vinanton'ny mpanjaka. Ary raha tsy mbola tapitra ny fetr'andro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nambaran’ny mpanompon’i Saoly tamin’i Davida ireo teny ireo dia sitrak’i Davida ny ho vinanton’ny mpanjaka. Koa na dia tsy mbola tapitra aza ny fetrandro
malagasy
Ary rehefa nambaran'ny mpanompon'i Saoly tamin'i Davida izany teny izany, dia sitrak'i Davida ny ho vinanton'ny mpanjaka. Ary raha tsy mbola tapitra ny fetr'andro,