1 Samuel 18:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita sy nahalala i Saoly fa NY TOMPO nomba an’i Davida; i Mikala zanakavavin’i Saoly koa moa dia tia azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Saola sy fantany tsara, fa omban’i Iaveh i Davida, ary i Mikola zanakavavin’i Saola dia tia an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nazava tamin’i Saoly izao fa nomba an’i Davida ny TOMPO ary koa tia azy i Mikàla zanany vavy.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nahita sy nahalala fa Jehovah nomba an'i Davida; ary Mikala zananivavy tia azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita sy nahalala i Saoly fa NY TOMPO nomba an’i Davida; i Mikala zanakavavin’i Saoly koa moa dia tia azy.
malagasy
Ary Saoly nahita sy nahalala fa Jehovah nomba an'i Davida; ary Mikala zananivavy tia azy.