1 Samuel 18:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vao mainka natahotra an’i Davida i Saoly ka tonga fahavalon’i Davida hatrany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nitombo ny fahatahoran’i Saola an’i Davida ary nitsangan-ko fahavalon’i Davida i Saola isan’andro isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nihamafy hatrany ny tahotr’i Saoly an’i Davida, hany ka loza ny fankahalany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary dia vao mainka natahotra an'i Davida Saoly; ka dia tonga fahavalon'i Davida mandrakariva izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vao mainka natahotra an’i Davida i Saoly ka tonga fahavalon’i Davida hatrany izy.
malagasy
Ary dia vao mainka natahotra an'i Davida Saoly; ka dia tonga fahavalon'i Davida mandrakariva izy.Ary ireo andrianan'ny Filistina dia nanafika; ary isaky ny nanafika izy, dia Davida no hita fa hendry noho ny mpanompon'i Saoly rehetra, ka dia nisandratra ny anarany.