1 Samuel 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao fanekena tamin’i Davida i Jonatana noho ny fitiavany azy toy ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jônatasy nanao fanekem-pihavanana tamin’i Davida, fa tia azy toy ny ainy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jônatàna kosa tia fatratra an’i Davida, ka nanao dinam-pisakaizana taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy Jonatana nanao fanekena noho ny fitiavan'i Jonatana azy toy ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao fanekena tamin’i Davida i Jonatana noho ny fitiavany azy toy ny tenany.
malagasy
Ary Davida sy Jonatana nanao fanekena noho ny fitiavan'i Jonatana azy toy ny tenany.