1 Samuel 18:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nesorin’i Jonatana ny akanjony ivelany izay teny aminy ka nomeny an’i Davida mbamin’ny akanjo fiadiany sy ny sabany sy ny tsipìkany ary ny fehikibony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka notsoahan’i Jônatasy nomena an’i Davida ny kapaoty nentiny, toy izany koa ny akanjo fiadiany, mbamin’ny sabany, hatramin’ny tsipîkany sy hatramin’ny fehin-kibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Jônatàna ny akanjobe teny aminy, dia nomeny an’i Davida; natolony azy koa ny akanjo fentiny miady mbamin’ny sabany sy ny tsipîkany ary ny fehikibony.
Malagasy Bible 1865
Ary nesorin'i Jonatana ny akanjony ivelany izay teny aminy ka nomeny an'i Davida mbamin'ny akanjo fiadiany sy ny sabany sy ny tsipìkany ary ny fehin-kibony koa aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nesorin’i Jonatana ny akanjony ivelany izay teny aminy ka nomeny an’i Davida mbamin’ny akanjo fiadiany sy ny sabany sy ny tsipìkany ary ny fehikibony.
malagasy
Ary nesorin'i Jonatana ny akanjony ivelany izay teny aminy ka nomeny an'i Davida mbamin'ny akanjo fiadiany sy ny sabany sy ny tsipìkany ary ny fehin-kibony koa aza.