1 Samuel 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihira ireo vehivavy mpandihy hoe: I Saoly dia nahafaty arivoarivo fa i Davida dia nahafaty alinalina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nifamaly ny vehivavy, ny mpandihy, nanao hoe: «Arivoarivo no matin’i Saola, Fa alinalina kosa, ny an’i Davida».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nibitaka ireo vehivavy sady nifamaly niredona hoe: «I Saoly nahafaty an’arivoarivo. fa i Davida kosa nahafaty an’alinalina.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny vehivavy mpandihy dia nihira hoe: Saoly nahafaty arivoarivo; Fa Davida nahafaty alinalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihira ireo vehivavy mpandihy hoe: I Saoly dia nahafaty arivoarivo fa i Davida dia nahafaty alinalina.
malagasy
Ary ny vehivavy mpandihy dia nihira hoe: Saoly nahafaty arivoarivo; Fa Davida nahafaty alinalina.