1 Samuel 18:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’izany andro izany dia ratsy fijery an’i Davida i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’izay andro izay dia ratsy fijery an’i Davida i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanomboka tamin’io andro io, dia ratsy fijery an’i Davida izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly hatramin'izany andro izany dia nangarika an'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’izany andro izany dia ratsy fijery an’i Davida i Saoly.
malagasy
Ary Saoly hatramin'izany andro izany dia nangarika an'i Davida.