1 Samuel 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampidinin’i Mikala teo am-baravarankely i Davida dia lasa nandositra ka afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampidinin’i Mikola tamin’ny varavarankely i Davida dia lasa nandositra i Davida ka voavonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampidinin’i Mikàla teo am-baravarankely i Davida ka afa-nandositra nanavotra ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mikala nampidina an'i Davida tamin'ny varavarankely; ka dia lasa nandositra izy ka afaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampidinin’i Mikala teo am-baravarankely i Davida dia lasa nandositra ka afaka.
malagasy
Ary Mikala nampidina an'i Davida tamin'ny varavarankely; ka dia lasa nandositra izy ka afaka.