1 Samuel 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’i Mikala ny terafima ka napetrany teo amin’ny farafarany, ary nosaronany makarakara volon’osy ny lohany sady norakofany lamba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’i Mikola ny terafima nony avy eo, ka nampidiriny teo am-parafara, ary hoditr’osivavy no nataony teo amin’ny fitoeran’ny lohany, ary norakofany lamba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Mikàla ny sampim-pianakaviana ka nampandriany teo am-parafaran’i Davida, dia nampiondaniny volon’osy ary norakofany lamba.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain'i Mikala ny sampy, dia napetrany teo amin'ny farafarany, ka nosaronany makarakara volon'osy ny lohany, dia norakofany ny lamba izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’i Mikala ny terafima* ka napetrany teo amin’ny farafarany, ary nosaronany makarakara volon’osy ny lohany sady norakofany lamba.
malagasy
Ary nalain'i Mikala ny sampy, dia napetrany teo amin'ny farafarany, ka nosaronany makarakara volon'osy ny lohany, dia norakofany ny lamba izy.[Heb. terafima]