1 Samuel 19:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nony nandefa iraka haka an’i Davida i Saoly dia hoy izy: Marary izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony nirahin’i Saola haka an’i Davida ny olona nirahiny, dia hoy ravehivavy: «Marary izy»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa tonga hisambotra an’i Davida ireo irak’i Saoly, dia hoy i Mikàla tamin’izy ireo: –Marary izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony naniraka haka an'i Davida Saoly, dia hoy ny vavy: Marary izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nony nandefa iraka haka an’i Davida i Saoly dia hoy izy: Marary izy.
malagasy
Ary nony naniraka haka an'i Davida Saoly, dia hoy ny vavy: Marary izy.